permalien On les entend...

Rédigé le Jeu 20 Nov, 2008 20:12:15 Ajouter un commentaire

Pas de nouvelles bonnes nouvelles moa? Bonnes nouvelles zany en ce qui me concerne. Toujours aussi folle, donc ça va. ptdr (lasa mampiasa smailiz foana an Confused)

Nous nous adaptâmes à la nouvelle maison. Nous eusses déjà oublié l'ancienne même -masaka izay ny voaloboka any :lol:

Fa zao fotsiny e, refa manao boum-boum ny olona ato ambony de heno ato ambany Ny plafond ato am chambre irery no le maheno feo ireny dé zay zany ko. Iza no tsy hanisa hoe impiry isam-bolana? :lol:

Zaza adala mihintsy ty sipa ty Mad:

Refa miazakazaka vao maraina koa le zazakely ao dé heno ato ambany Mad: Sady zareo matory aloha be dé mifoha aloha be alors que nous on mate nos films vers 23h et on se lève dans les 8 heures du mat...Oh la la hein.

Bref, pas de nouvelles, bonnes nouvelles

:ventouse:

Stay connected hoy ny kil eto izay. Ca y est, je suis dedans à donf.

Bye :vite:

PS: Niaraka netsena tam le zazakely masiso kelin'olona izay izahay androany. dé nividiananay zipo jean le izy de ôtran inona ery mampiseho an le izy tam mamany. Sady kôtina ela be zany vao mety an. Dé tiny be kou le kilalao lafo be dé nody fanina beu zay. Refa tiny le izy dé raisiny be am tanana roa dé zay mody hoe ndao hijery hafa. elle est toute mimi. Fafany am tanany ny lelony dé enao le menatr'oul be iny dé mikoropaka mitady mouchoir dé refa tafavoaka ny pôketra be korontana ny mouchoir dé ouz hoe "efa tsisy tsony"



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: